# malemy fanahy "Ireo tsara fanahy" na "ireo izay tsy miankina amin'ny heriny manokana" # izy ireo no handova ny tany "homen'Andriamanitra azy ireo ny tany manontolo" # noana sy mangetaheta ny fahamarinana Io sarin-teny io dia midika fa tokony haniry ny hanao ny tsara ny olona iray. DH: "maniry ny hiaina marina toy ny faniriany hanina sy zava-pisotro" # ho vokisana izy ireo Azo atao hoe DH: "ho vokisan'Andriamanita izy ireo" na "hataon'Andriamanitra afa-po izy ireo" # madio am-po "olona izay madio ny fony." Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny fanirian'ny olona iray. DH: "ireo izay te hanompo an'Andriamanitra ihany" # hahita an'Andriamanitra izy ireo Eto ny hoe "hahita" dia midika fa ho afaka ny ho velona eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra izy ireo. DH: "Andriamanitra hamela azy ireo hiara-belona Aminy"