plt_tn/mat/04/21.md

563 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Miantso lehilahy maro kokoa ho mpianany i Jesosy.

Niantso azy ireo Izy

"Niantso an'i Jaona sy Jakoba i Jesosy." Io fehezanteny io dia midika fa nanasa azy ireo hanaraka Azy, hiara-belona aminy, ary ho tonga mpianany ihany koa i Jesosy.

teo noho eo

"tamin'izany fotoana izany"

nandao ny sambokeliny ... ka nanaraka Azy

Tokony ho mazava tsara fa fiovam-piainana izany. Tsy ho mpanarato intsony ireo lehilahy ireo ary hamela ny resaka fianakaviana any mba hanaraka an'i Jesosy mandritra ny andro-pianan'izy ireo sisa.