plt_tn/mat/04/21.md

16 lines
563 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Miantso lehilahy maro kokoa ho mpianany i Jesosy.
# Niantso azy ireo Izy
"Niantso an'i Jaona sy Jakoba i Jesosy." Io fehezanteny io dia midika fa nanasa azy ireo hanaraka Azy, hiara-belona aminy, ary ho tonga mpianany ihany koa i Jesosy.
# teo noho eo
"tamin'izany fotoana izany"
# nandao ny sambokeliny ... ka nanaraka Azy
Tokony ho mazava tsara fa fiovam-piainana izany. Tsy ho mpanarato intsony ireo lehilahy ireo ary hamela ny resaka fianakaviana any mba hanaraka an'i Jesosy mandritra ny andro-pianan'izy ireo sisa.