# Fampifandraisana ny foto-kevitra Miantso lehilahy maro kokoa ho mpianany i Jesosy. # Niantso azy ireo Izy "Niantso an'i Jaona sy Jakoba i Jesosy." Io fehezanteny io dia midika fa nanasa azy ireo hanaraka Azy, hiara-belona aminy, ary ho tonga mpianany ihany koa i Jesosy. # teo noho eo "tamin'izany fotoana izany" # nandao ny sambokeliny ... ka nanaraka Azy Tokony ho mazava tsara fa fiovam-piainana izany. Tsy ho mpanarato intsony ireo lehilahy ireo ary hamela ny resaka fianakaviana any mba hanaraka an'i Jesosy mandritra ny andro-pianan'izy ireo sisa.