plt_tn/mat/02/17.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manambara ny tenin'i Jeremia mpaminany ny mpanoratra mba hampisehoana fa araka ny Soratra masina ny fahafatesan'ireo zaza lahy rehetra tao amin'ny faritr'i Betlehema.

Avy eo dia tanteraka

Azo atao hoe: "Izany no nanatanteraka" na "Ireo nataon'i Heroda dia nahatanteraka"

izay nolazaina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany

Azo atao hoe: "izay nolazain'ny Tompo hatry ny ela tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany"

Nisy feo re ... lasana ireo

Manambara ny tenin'i Jeremia i Matio.

Nisy feo re

Azo atao hoe: "Nandre feo ireo olona" na hoe "Nisy feo mafy"

mitomany nohon'ny amin'ny zanany i Rahely

Taona maro talohan'io fotoana io no velona i Rahely. Io faminaniana io dia mapiseho an'i Rahely, izay maty, nitomany ho an'ireo taranany.

tsy nanaiky ny ho ampanginina izy

Azo atao hoe: "tsy nisy afaka nampangina azy"

satria lasana ireo

"satria efa lasa ireo ankizy ary tsy hiverina intsony." Eto ny hoe "lasana" dia fanalefahan-teny hilazana fa maty izy ireo. DH : "satria maty izy ireo"