# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manambara ny tenin'i Jeremia mpaminany ny mpanoratra mba hampisehoana fa araka ny Soratra masina ny fahafatesan'ireo zaza lahy rehetra tao amin'ny faritr'i Betlehema. # Avy eo dia tanteraka Azo atao hoe: "Izany no nanatanteraka" na "Ireo nataon'i Heroda dia nahatanteraka" # izay nolazaina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Azo atao hoe: "izay nolazain'ny Tompo hatry ny ela tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany" # Nisy feo re ... lasana ireo Manambara ny tenin'i Jeremia i Matio. # Nisy feo re Azo atao hoe: "Nandre feo ireo olona" na hoe "Nisy feo mafy" # mitomany nohon'ny amin'ny zanany i Rahely Taona maro talohan'io fotoana io no velona i Rahely. Io faminaniana io dia mapiseho an'i Rahely, izay maty, nitomany ho an'ireo taranany. # tsy nanaiky ny ho ampanginina izy Azo atao hoe: "tsy nisy afaka nampangina azy" # satria lasana ireo "satria efa lasa ireo ankizy ary tsy hiverina intsony." Eto ny hoe "lasana" dia fanalefahan-teny hilazana fa maty izy ireo. DH : "satria maty izy ireo"