plt_tn/mat/02/11.md

20 lines
681 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto dia mivadika ao amin'ny trano izay nitoeran'i Maria, Josefa, ary i Jesosy zazakely ny tantatra.
# Niditra tao...izy ireo
""niditra... ireo lehilahy manam-pahalalana"
# fitoeran-kareny
Eto ny hoe hoe "fitoeran-kareny" dia maneho ny vata na kitapo nampiasain'izy ireo hitondrana ny haren'izy ireo. DH: "ireo fasiana izay nisy ny haren'izy ireo"
# Nampitandrina azy ireo... Andriamanitra
"Taorian'izany, dia nampitandrina ireo lehilahy manam-pahalalana Andriamanitra." Fantatr'Andriamanitra fa te hamely ilay zaza i Heroda.
# tsy hiverina any amin'i Heroda
Io dia azo adika hoe: "niteny hoe: 'Aza miverina any amin'i Heroda mpanjaka'"