# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto dia mivadika ao amin'ny trano izay nitoeran'i Maria, Josefa, ary i Jesosy zazakely ny tantatra. # Niditra tao...izy ireo ""niditra... ireo lehilahy manam-pahalalana" # fitoeran-kareny Eto ny hoe hoe "fitoeran-kareny" dia maneho ny vata na kitapo nampiasain'izy ireo hitondrana ny haren'izy ireo. DH: "ireo fasiana izay nisy ny haren'izy ireo" # Nampitandrina azy ireo... Andriamanitra "Taorian'izany, dia nampitandrina ireo lehilahy manam-pahalalana Andriamanitra." Fantatr'Andriamanitra fa te hamely ilay zaza i Heroda. # tsy hiverina any amin'i Heroda Io dia azo adika hoe: "niteny hoe: 'Aza miverina any amin'i Heroda mpanjaka'"