plt_tn/mat/02/11.md

681 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto dia mivadika ao amin'ny trano izay nitoeran'i Maria, Josefa, ary i Jesosy zazakely ny tantatra.

Niditra tao...izy ireo

""niditra... ireo lehilahy manam-pahalalana"

fitoeran-kareny

Eto ny hoe hoe "fitoeran-kareny" dia maneho ny vata na kitapo nampiasain'izy ireo hitondrana ny haren'izy ireo. DH: "ireo fasiana izay nisy ny haren'izy ireo"

Nampitandrina azy ireo... Andriamanitra

"Taorian'izany, dia nampitandrina ireo lehilahy manam-pahalalana Andriamanitra." Fantatr'Andriamanitra fa te hamely ilay zaza i Heroda.

tsy hiverina any amin'i Heroda

Io dia azo adika hoe: "niteny hoe: 'Aza miverina any amin'i Heroda mpanjaka'"