plt_tn/mat/02/09.md

405 B

Taorian'ny... izy ireo

Taorian'ny... ireo lehilahy manam-pahalalana

izay hitan'izy ireo teny atsinanana

"hitan'izy ireo niposaka teny antsinanana" na "hitan'izy ireo tany amin'ny firenen'izy ireo"

nialoha azy ireo

"nitari-dalana azy ireo" na "nitarika azy ireo"

mandra-pijanony teo ambonin'ny toerana nisy ilay zaza.

"nijanona teo ambony"

nisy ilay zaza

"ny toerana nitoeran'ilay zaza"