# Taorian'ny... izy ireo Taorian'ny... ireo lehilahy manam-pahalalana # izay hitan'izy ireo teny atsinanana "hitan'izy ireo niposaka teny antsinanana" na "hitan'izy ireo tany amin'ny firenen'izy ireo" # nialoha azy ireo "nitari-dalana azy ireo" na "nitarika azy ireo" # mandra-pijanony teo ambonin'ny toerana nisy ilay zaza. "nijanona teo ambony" # nisy ilay zaza "ny toerana nitoeran'ilay zaza"