plt_tn/mat/02/09.md

20 lines
405 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Taorian'ny... izy ireo
Taorian'ny... ireo lehilahy manam-pahalalana
# izay hitan'izy ireo teny atsinanana
"hitan'izy ireo niposaka teny antsinanana" na "hitan'izy ireo tany amin'ny firenen'izy ireo"
# nialoha azy ireo
"nitari-dalana azy ireo" na "nitarika azy ireo"
# mandra-pijanony teo ambonin'ny toerana nisy ilay zaza.
"nijanona teo ambony"
# nisy ilay zaza
"ny toerana nitoeran'ilay zaza"