plt_tn/mat/01/24.md

508 B

Foto-kevitra hifandraisana

Mamarana ny famaritany ny tranga izay mitondra mankany amin'ny fahaterahan'i Jesosy ny mpanoratra.

araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo

Niteny tamin'i Josefa mba hampakatra an'i Maria ho vadiny ary hiantso ilay zaza hoe Jesosy.

naka azy ho vadiny

"nanambady an'i Maria izy"

zazalahy

"zaza lahy kely" na "zanany lahy". Ezaho mba hazava tsara fa i Josefa dia tsy atao hoe tena rainy.

Ary nantsoiny hoe Jesosy ny anarany

"Natsoin'i Josefa hoe Jesosy ilay zaza"