# Foto-kevitra hifandraisana Mamarana ny famaritany ny tranga izay mitondra mankany amin'ny fahaterahan'i Jesosy ny mpanoratra. # araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo Niteny tamin'i Josefa mba hampakatra an'i Maria ho vadiny ary hiantso ilay zaza hoe Jesosy. # naka azy ho vadiny "nanambady an'i Maria izy" # zazalahy "zaza lahy kely" na "zanany lahy". Ezaho mba hazava tsara fa i Josefa dia tsy atao hoe tena rainy. # Ary nantsoiny hoe Jesosy ny anarany "Natsoin'i Josefa hoe Jesosy ilay zaza"