plt_tn/mat/01/24.md

20 lines
508 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Foto-kevitra hifandraisana
Mamarana ny famaritany ny tranga izay mitondra mankany amin'ny fahaterahan'i Jesosy ny mpanoratra.
# araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo
Niteny tamin'i Josefa mba hampakatra an'i Maria ho vadiny ary hiantso ilay zaza hoe Jesosy.
# naka azy ho vadiny
"nanambady an'i Maria izy"
# zazalahy
"zaza lahy kely" na "zanany lahy". Ezaho mba hazava tsara fa i Josefa dia tsy atao hoe tena rainy.
# Ary nantsoiny hoe Jesosy ny anarany
"Natsoin'i Josefa hoe Jesosy ilay zaza"