plt_tn/mat/01/20.md

794 B

raha izy mbola nieritreritra

"Raha iny Josefa mbola nieritreritra"

niseho taminy tamin'ny nofy

"Nankeo aminy raha iny nanofy iny Josefa"

zanaka lahin'i Davida

Eto ny hoe "zanaka" dia midika hoe "taranaka."

ilay iray izay notorotoronina ao aminy dia notorontoronin'ny Fanahy Masina

Azo atao hoe: "Ny Fanahy Masina no nahatonga an'i Maria hitondra vohoka an'io zaza io"

Hiteraka zaza lahy izy

Satria Andriamanitra no naniraka ilay anjely, dia fantatr'ilay anjely fa lahy ilay zaza.

ianao hiantso ny anarany hoe

"tsy maintsy antsoinao Izy hoe" na "tsy maintsy omenao anarana hoe." Baiko izany.

fa Izy no hamonjy

Ny mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana izay miteny hoe "Ny anarana hoe 'Jesosy' dia midika hoe 'mamonjy ny Tompo."'

ny olony

Maneho ny Jiosy io.