# raha izy mbola nieritreritra "Raha iny Josefa mbola nieritreritra" # niseho taminy tamin'ny nofy "Nankeo aminy raha iny nanofy iny Josefa" # zanaka lahin'i Davida Eto ny hoe "zanaka" dia midika hoe "taranaka." # ilay iray izay notorotoronina ao aminy dia notorontoronin'ny Fanahy Masina Azo atao hoe: "Ny Fanahy Masina no nahatonga an'i Maria hitondra vohoka an'io zaza io" # Hiteraka zaza lahy izy Satria Andriamanitra no naniraka ilay anjely, dia fantatr'ilay anjely fa lahy ilay zaza. # ianao hiantso ny anarany hoe "tsy maintsy antsoinao Izy hoe" na "tsy maintsy omenao anarana hoe." Baiko izany. # fa Izy no hamonjy Ny mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana izay miteny hoe "Ny anarana hoe 'Jesosy' dia midika hoe 'mamonjy ny Tompo."' # ny olony Maneho ny Jiosy io.