plt_tn/mat/01/20.md

32 lines
794 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# raha izy mbola nieritreritra
"Raha iny Josefa mbola nieritreritra"
# niseho taminy tamin'ny nofy
"Nankeo aminy raha iny nanofy iny Josefa"
# zanaka lahin'i Davida
Eto ny hoe "zanaka" dia midika hoe "taranaka."
# ilay iray izay notorotoronina ao aminy dia notorontoronin'ny Fanahy Masina
Azo atao hoe: "Ny Fanahy Masina no nahatonga an'i Maria hitondra vohoka an'io zaza io"
# Hiteraka zaza lahy izy
Satria Andriamanitra no naniraka ilay anjely, dia fantatr'ilay anjely fa lahy ilay zaza.
# ianao hiantso ny anarany hoe
"tsy maintsy antsoinao Izy hoe" na "tsy maintsy omenao anarana hoe." Baiko izany.
# fa Izy no hamonjy
Ny mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana izay miteny hoe "Ny anarana hoe 'Jesosy' dia midika hoe 'mamonjy ny Tompo."'
# ny olony
Maneho ny Jiosy io.