plt_tn/mat/01/15.md

20 lines
471 B
Markdown
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Foto-kevitra ifandraisana
Farananny mpanoratra ny firazanani Jesosy, izay niantomboka tao aminny 1:1.
# Maria, izay avy taminy no nahaterahani Jesosy
Azo atao hoe: “Maria, izay niteraka ani Jesosy”
# Izay antsoina hoe Kristy
Io dia azo atao hoe: “izay antsoinny olona hoe Kristy”
# Efatra ambinny folo
“14” (Izahao: Nomery)
# Fandroahana ho any Babylona
Ampiaso ny fomba fiteny mitovy aminny nampiasainao tao aminny 1:9.