plt_tn/mat/01/15.md

471 B
Raw Blame History

Foto-kevitra ifandraisana

Farananny mpanoratra ny firazanani Jesosy, izay niantomboka tao aminny 1:1.

Maria, izay avy taminy no nahaterahani Jesosy

Azo atao hoe: “Maria, izay niteraka ani Jesosy”

Izay antsoina hoe Kristy

Io dia azo atao hoe: “izay antsoinny olona hoe Kristy”

Efatra ambinny folo

“14” (Izahao: Nomery)

Fandroahana ho any Babylona

Ampiaso ny fomba fiteny mitovy aminny nampiasainao tao aminny 1:9.