# Foto-kevitra ifandraisana Faranan’ny mpanoratra ny firazanan’i Jesosy, izay niantomboka tao amin’ny 1:1. # Maria, izay avy taminy no nahaterahan’i Jesosy Azo atao hoe: “Maria, izay niteraka an’i Jesosy” # Izay antsoina hoe Kristy Io dia azo atao hoe: “izay antsoin’ny olona hoe Kristy” # Efatra ambin’ny folo “14” (Izahao: Nomery) # Fandroahana ho any Babylona Ampiaso ny fomba fiteny mitovy amin’ny nampiasainao tao amin’ny 1:9.