plt_tn/mal/03/08.md

1019 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: .

Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Misy olona handroba an'Andriamanitra ve?

Ity fanontaniana te hilaza ny fandrobana an'Andriamanitra ity dia tena haratsiam-panahy. Azo lazaina ho fanambarana izany. D.H: "Tokony tsy androba an'Andriamanitra mihitsy ny olona". na "Tsy misy tokony afaka handroba Ahy"

Tamin'ny fomba ahoana no nandrobanay anao?

Ity fanontaniana ity dia te hilaza fa ny olona tsy nihevitra ny nandroban'izy ireo an'Andriamanitra. D.H: "Tsy mbola nandroba anao mihitsy izahay."

Tamin'ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra

Ity valiny avy amin'i Yaveh ity dia te hilaza ny valin-teny feno. D.H: "Efa nandroba Ahy tamin'ny fihazonana ny ampahafolon-karenareo sy ireo fanatitrareo avy ati amiko ianareo."

Ianareo dia voaozona

D.H: "Efa nohozoniko tanteraka ianareo!"

nandroba Ahy, ry firenena manontolo.

Eto ny "firenena" dia midika ireo olona izay resahan'i Yaveh. D.H: "mandroba Ahy ianareo rehetra amin'ny firenena manontolo"