plt_tn/mal/03/08.md

24 lines
1019 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: .
Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Misy olona handroba an'Andriamanitra ve?
Ity fanontaniana te hilaza ny fandrobana an'Andriamanitra ity dia tena haratsiam-panahy. Azo lazaina ho fanambarana izany. D.H: "Tokony tsy androba an'Andriamanitra mihitsy ny olona". na "Tsy misy tokony afaka handroba Ahy"
# Tamin'ny fomba ahoana no nandrobanay anao?
Ity fanontaniana ity dia te hilaza fa ny olona tsy nihevitra ny nandroban'izy ireo an'Andriamanitra. D.H: "Tsy mbola nandroba anao mihitsy izahay."
# Tamin'ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra
Ity valiny avy amin'i Yaveh ity dia te hilaza ny valin-teny feno. D.H: "Efa nandroba Ahy tamin'ny fihazonana ny ampahafolon-karenareo sy ireo fanatitrareo avy ati amiko ianareo."
# Ianareo dia voaozona
D.H: "Efa nohozoniko tanteraka ianareo!"
# nandroba Ahy, ry firenena manontolo.
Eto ny "firenena" dia midika ireo olona izay resahan'i Yaveh. D.H: "mandroba Ahy ianareo rehetra amin'ny firenena manontolo"