# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: . Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Misy olona handroba an'Andriamanitra ve? Ity fanontaniana te hilaza ny fandrobana an'Andriamanitra ity dia tena haratsiam-panahy. Azo lazaina ho fanambarana izany. D.H: "Tokony tsy androba an'Andriamanitra mihitsy ny olona". na "Tsy misy tokony afaka handroba Ahy" # Tamin'ny fomba ahoana no nandrobanay anao? Ity fanontaniana ity dia te hilaza fa ny olona tsy nihevitra ny nandroban'izy ireo an'Andriamanitra. D.H: "Tsy mbola nandroba anao mihitsy izahay." # Tamin'ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra Ity valiny avy amin'i Yaveh ity dia te hilaza ny valin-teny feno. D.H: "Efa nandroba Ahy tamin'ny fihazonana ny ampahafolon-karenareo sy ireo fanatitrareo avy ati amiko ianareo." # Ianareo dia voaozona D.H: "Efa nohozoniko tanteraka ianareo!" # nandroba Ahy, ry firenena manontolo. Eto ny "firenena" dia midika ireo olona izay resahan'i Yaveh. D.H: "mandroba Ahy ianareo rehetra amin'ny firenena manontolo"