plt_tn/mal/02/01.md

618 B

hametraka izany ao am-ponareo

Ity dia maneho ny fiheveran-javatra ho tena manan-danja. D.H: "hevero ho manan-danja lehibe izany"

hamomezana voninahitra ny anarako

Ny voninahitra dia voalaza toy ny hoe zavatra izay azo omena olona.

ny anarako

Eto ity filazàna ity dia maneho an'Andriamanitra.

handefa hozona aminareo Aho

Ilay hozona dia voalaza toy ny hoe zavatra iray izay azo alefa eo amin'ny olona. D.H: "Hozoniko ianareo"

tsy nataonareo tao am-ponareo ny didiko

Ity dia maneho ny fiheverana ny didin'Andriamanitra ho tena manan-danja. D.H: "tsy nihevitra ny didiko ho tena manan-danja ianareo."