plt_tn/mal/02/01.md

20 lines
618 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# hametraka izany ao am-ponareo
Ity dia maneho ny fiheveran-javatra ho tena manan-danja. D.H: "hevero ho manan-danja lehibe izany"
# hamomezana voninahitra ny anarako
Ny voninahitra dia voalaza toy ny hoe zavatra izay azo omena olona.
# ny anarako
Eto ity filazàna ity dia maneho an'Andriamanitra.
# handefa hozona aminareo Aho
Ilay hozona dia voalaza toy ny hoe zavatra iray izay azo alefa eo amin'ny olona. D.H: "Hozoniko ianareo"
# tsy nataonareo tao am-ponareo ny didiko
Ity dia maneho ny fiheverana ny didin'Andriamanitra ho tena manan-danja. D.H: "tsy nihevitra ny didiko ho tena manan-danja ianareo."