plt_tn/mal/01/13.md

588 B

niherona nanambany

mampiseho tsy fanajana lehibe amin'ny fanaovana tabataba amin'ny orona

Tokony handray izany avy eny an-tananareo ve Aho?"

Eto Yaveh mametraka ity fanontaniana ity mba hanambarana fibedesana. D.H: "Tena tsy hanaiky izany avy aminareo Aho!"

avy eny an-tananareo

Eto ny "tananareo" dia midika "ianareo". D.H: "avy aminareo"

ny Anarako dia homen-boninahitra eo amin'ireo firenena."

D.H: "ireo olona any amin'ny firenen-kafa dia hanome voninahitra Ahy"

ny Anarako dia homen-boninahitra

Eto "ny anarako" dia midika an'i Yaveh. D.H: "homem-boninahitra Aho"