plt_tn/mal/01/13.md

20 lines
588 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# niherona nanambany
mampiseho tsy fanajana lehibe amin'ny fanaovana tabataba amin'ny orona
# Tokony handray izany avy eny an-tananareo ve Aho?"
Eto Yaveh mametraka ity fanontaniana ity mba hanambarana fibedesana. D.H: "Tena tsy hanaiky izany avy aminareo Aho!"
# avy eny an-tananareo
Eto ny "tananareo" dia midika "ianareo". D.H: "avy aminareo"
# ny Anarako dia homen-boninahitra eo amin'ireo firenena."
D.H: "ireo olona any amin'ny firenen-kafa dia hanome voninahitra Ahy"
# ny Anarako dia homen-boninahitra
Eto "ny anarako" dia midika an'i Yaveh. D.H: "homem-boninahitra Aho"