# niherona nanambany mampiseho tsy fanajana lehibe amin'ny fanaovana tabataba amin'ny orona # Tokony handray izany avy eny an-tananareo ve Aho?" Eto Yaveh mametraka ity fanontaniana ity mba hanambarana fibedesana. D.H: "Tena tsy hanaiky izany avy aminareo Aho!" # avy eny an-tananareo Eto ny "tananareo" dia midika "ianareo". D.H: "avy aminareo" # ny Anarako dia homen-boninahitra eo amin'ireo firenena." D.H: "ireo olona any amin'ny firenen-kafa dia hanome voninahitra Ahy" # ny Anarako dia homen-boninahitra Eto "ny anarako" dia midika an'i Yaveh. D.H: "homem-boninahitra Aho"