plt_tn/mal/01/04.md

445 B

Raha milaza i Edoma

Eto "Edoma" dia midika ny olon'i Edoma. D.H: "Raha miteny ny olon'i Edoma"

ho ravaiko

Eto "ho ravaina" dia midika "mamotika". D.H: "Ho ravaiko"

Tanànan'ny faharatsiana

Eto ny "faharatsiana" dia midika ny haratsiam-panahin'ny olona na ny haratsiam-panahy ny firenena. D.H: "firenen'ny olona ratsy fanahy."

Hahita izany ny masonareo

Eto "ny masonareo" dia midika ny tenan'ireo olona. D.H: "Hahita ny tenanareo"