# Raha milaza i Edoma Eto "Edoma" dia midika ny olon'i Edoma. D.H: "Raha miteny ny olon'i Edoma" # ho ravaiko Eto "ho ravaina" dia midika "mamotika". D.H: "Ho ravaiko" # TanĂ nan'ny faharatsiana Eto ny "faharatsiana" dia midika ny haratsiam-panahin'ny olona na ny haratsiam-panahy ny firenena. D.H: "firenen'ny olona ratsy fanahy." # Hahita izany ny masonareo Eto "ny masonareo" dia midika ny tenan'ireo olona. D.H: "Hahita ny tenanareo"