plt_tn/mal/01/04.md

16 lines
445 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Raha milaza i Edoma
Eto "Edoma" dia midika ny olon'i Edoma. D.H: "Raha miteny ny olon'i Edoma"
# ho ravaiko
Eto "ho ravaina" dia midika "mamotika". D.H: "Ho ravaiko"
# Tanànan'ny faharatsiana
Eto ny "faharatsiana" dia midika ny haratsiam-panahin'ny olona na ny haratsiam-panahy ny firenena. D.H: "firenen'ny olona ratsy fanahy."
# Hahita izany ny masonareo
Eto "ny masonareo" dia midika ny tenan'ireo olona. D.H: "Hahita ny tenanareo"