plt_tn/1ch/05/07.md

16 lines
409 B
Markdown

# voatanisa ao amin'ny tahirin'ny tetiaran'
Izany dia afaka manomboka fehezanteny iray hoe: "Ny tahirin'ny tetiaran'izy ireo dia mitanisa an'izy ireo oe"
# tahirin'ny tetiaran'
firaiketana an-tsoratra izay mampiseho fa mifandraika ny tsirairay ao amin'ny fianakaviana
# Jeiela ... Zakaria ... Bela ... Azaza ... Sema
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Aroera ... Nebo ... Balameona
Ireo dia anaran-tanàna.