plt_tn/1ch/05/07.md

409 B

voatanisa ao amin'ny tahirin'ny tetiaran'

Izany dia afaka manomboka fehezanteny iray hoe: "Ny tahirin'ny tetiaran'izy ireo dia mitanisa an'izy ireo oe"

tahirin'ny tetiaran'

firaiketana an-tsoratra izay mampiseho fa mifandraika ny tsirairay ao amin'ny fianakaviana

Jeiela ... Zakaria ... Bela ... Azaza ... Sema

Ireo dia anaran-dehilahy.

Aroera ... Nebo ... Balameona

Ireo dia anaran-tanàna.