# voatanisa ao amin'ny tahirin'ny tetiaran' Izany dia afaka manomboka fehezanteny iray hoe: "Ny tahirin'ny tetiaran'izy ireo dia mitanisa an'izy ireo oe" # tahirin'ny tetiaran' firaiketana an-tsoratra izay mampiseho fa mifandraika ny tsirairay ao amin'ny fianakaviana # Jeiela ... Zakaria ... Bela ... Azaza ... Sema Ireo dia anaran-dehilahy. # Aroera ... Nebo ... Balameona Ireo dia anaran-tanĂ na.