plt_tn/1ch/05/01.md

20 lines
772 B
Markdown

# ary Roben
ny teny hoe "ary" eto dia ampiasaina hanamarihana ny fiovana amin'ny lisitry ny taranaka amin'ny fampahafantarana fototra momba an'i Robena.
# kanefa nomena an'ireo zanaka lahin'i Josefa zanaka lahin'Israely ny fizokiany
"Fa i Israely nanome ny fizokian'i Robena an'ireo zanaka lahin'i Josefa, hafa amin'ireo zanak'Israely"
# nandoto ny fandrian-drainy i Robena
Ity no fahalalam-pomba amin'ny fitenenana momba ny fiaraha-mandrin'ny Robena amin'ny vady faharoan'ny ray. Ny fandriana dia toerana izay iarahan'ny lehilahy sy ny vadiny mandry.
# Ka dia tsy voasoratra ho zanaka lahy zokiny indrindra izy
"Koa dia tsy milaza an'i Robena ho zanaka lahy antitra indrindra ny tantaran'ny fianakaviana"
# Hanoka ... Palo .. Hezrona
Ireo dia anaran-dehilahy.