plt_tn/1ch/05/01.md

772 B

ary Roben

ny teny hoe "ary" eto dia ampiasaina hanamarihana ny fiovana amin'ny lisitry ny taranaka amin'ny fampahafantarana fototra momba an'i Robena.

kanefa nomena an'ireo zanaka lahin'i Josefa zanaka lahin'Israely ny fizokiany

"Fa i Israely nanome ny fizokian'i Robena an'ireo zanaka lahin'i Josefa, hafa amin'ireo zanak'Israely"

nandoto ny fandrian-drainy i Robena

Ity no fahalalam-pomba amin'ny fitenenana momba ny fiaraha-mandrin'ny Robena amin'ny vady faharoan'ny ray. Ny fandriana dia toerana izay iarahan'ny lehilahy sy ny vadiny mandry.

Ka dia tsy voasoratra ho zanaka lahy zokiny indrindra izy

"Koa dia tsy milaza an'i Robena ho zanaka lahy antitra indrindra ny tantaran'ny fianakaviana"

Hanoka ... Palo .. Hezrona

Ireo dia anaran-dehilahy.