# ary Roben ny teny hoe "ary" eto dia ampiasaina hanamarihana ny fiovana amin'ny lisitry ny taranaka amin'ny fampahafantarana fototra momba an'i Robena. # kanefa nomena an'ireo zanaka lahin'i Josefa zanaka lahin'Israely ny fizokiany "Fa i Israely nanome ny fizokian'i Robena an'ireo zanaka lahin'i Josefa, hafa amin'ireo zanak'Israely" # nandoto ny fandrian-drainy i Robena Ity no fahalalam-pomba amin'ny fitenenana momba ny fiaraha-mandrin'ny Robena amin'ny vady faharoan'ny ray. Ny fandriana dia toerana izay iarahan'ny lehilahy sy ny vadiny mandry. # Ka dia tsy voasoratra ho zanaka lahy zokiny indrindra izy "Koa dia tsy milaza an'i Robena ho zanaka lahy antitra indrindra ny tantaran'ny fianakaviana" # Hanoka ... Palo .. Hezrona Ireo dia anaran-dehilahy.