plt_tn/1ch/04/05.md

672 B

Asora ... Tekoa ... Ahozama ... Hafera ... Zareta ... Jizara ... Etnana ... Hakoza ... Anoba ... Zobeba ... Aharela ... Haroma

Ireo dia anaran-dehilahy.

Temeny ... Hahastary

Ireo dia takatra toy ny anaran-dehilahy eto. Kanefa, ny dikan-teny sasany dia mahatakatra izany toy ny anaran'ny foko izay izay nanomboka tamin'ny alalan'ny Ahasora.

Hela ... Nara

Ireo dia anaram-behivavy.

Niteraka azy

DH: "Niteraka ny zanany lahy"

sy ny foko avy amin'ny taranak'i Aharela zanaka lahin'Haroma.

Ny fehezanteny iray dia afaka manomboka eto. DH: "Hakoza ihany koa dia lasa razamben'i Haroma sy ire foko izay avy any amin'ny taranak'i Haroma zanaka lahin'i Aharela"