# Asora ... Tekoa ... Ahozama ... Hafera ... Zareta ... Jizara ... Etnana ... Hakoza ... Anoba ... Zobeba ... Aharela ... Haroma Ireo dia anaran-dehilahy. # Temeny ... Hahastary Ireo dia takatra toy ny anaran-dehilahy eto. Kanefa, ny dikan-teny sasany dia mahatakatra izany toy ny anaran'ny foko izay izay nanomboka tamin'ny alalan'ny Ahasora. # Hela ... Nara Ireo dia anaram-behivavy. # Niteraka azy DH: "Niteraka ny zanany lahy" # sy ny foko avy amin'ny taranak'i Aharela zanaka lahin'Haroma. Ny fehezanteny iray dia afaka manomboka eto. DH: "Hakoza ihany koa dia lasa razamben'i Haroma sy ire foko izay avy any amin'ny taranak'i Haroma zanaka lahin'i Aharela"