plt_tn/1ch/04/05.md

20 lines
672 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Asora ... Tekoa ... Ahozama ... Hafera ... Zareta ... Jizara ... Etnana ... Hakoza ... Anoba ... Zobeba ... Aharela ... Haroma
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Temeny ... Hahastary
Ireo dia takatra toy ny anaran-dehilahy eto. Kanefa, ny dikan-teny sasany dia mahatakatra izany toy ny anaran'ny foko izay izay nanomboka tamin'ny alalan'ny Ahasora.
# Hela ... Nara
Ireo dia anaram-behivavy.
# Niteraka azy
DH: "Niteraka ny zanany lahy"
# sy ny foko avy amin'ny taranak'i Aharela zanaka lahin'Haroma.
Ny fehezanteny iray dia afaka manomboka eto. DH: "Hakoza ihany koa dia lasa razamben'i Haroma sy ire foko izay avy any amin'ny taranak'i Haroma zanaka lahin'i Aharela"