plt_tn/jdg/05/07.md

20 lines
878 B
Markdown

# ilay reny nanapaka tao Israely
Miresaka ny fitondran'i Debora tahaka ny hoe renin'Israely izany. DH: "Niahy an'ireo Israelita tahaka ny fiahian'ny reniny ny zanany aho"
# izy ireo nisafidy ireo andriamanitra vaovao
Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao mazava hoe DH: "nidera andriamanitra vaovao ny vahoakan'Israely"
# nisy ady teo amin'ny vavahadin'ny tanàna
Eto ny hoe "vavahady" dia midika hoe ny tanàna manontolo. Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao mazava hoe DH: "nanafika ny vahoaka tao amin'ireo tanàna Israelita ireo fahavalo"
# tsy nisy ampinga na lefona hita teo amin'ireo olona efatra alina tao Israely
Izany andian-teny izany dia azo antoka fa fanitaran-kevitra ilazana fa vitsy ny fitaovam-piadiana nanan'ireo Israelita. DH: "fitaovam-piadiana vitsy no tavela tao Israely"
# efatra alina tao Israely
"40.000 tao Israely"