plt_tn/jdg/05/07.md

878 B

ilay reny nanapaka tao Israely

Miresaka ny fitondran'i Debora tahaka ny hoe renin'Israely izany. DH: "Niahy an'ireo Israelita tahaka ny fiahian'ny reniny ny zanany aho"

izy ireo nisafidy ireo andriamanitra vaovao

Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao mazava hoe DH: "nidera andriamanitra vaovao ny vahoakan'Israely"

nisy ady teo amin'ny vavahadin'ny tanàna

Eto ny hoe "vavahady" dia midika hoe ny tanàna manontolo. Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao mazava hoe DH: "nanafika ny vahoaka tao amin'ireo tanàna Israelita ireo fahavalo"

tsy nisy ampinga na lefona hita teo amin'ireo olona efatra alina tao Israely

Izany andian-teny izany dia azo antoka fa fanitaran-kevitra ilazana fa vitsy ny fitaovam-piadiana nanan'ireo Israelita. DH: "fitaovam-piadiana vitsy no tavela tao Israely"

efatra alina tao Israely

"40.000 tao Israely"