plt_tn/jdg/05/01.md

16 lines
422 B
Markdown

# Tamin'izany andro izany
Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo azavaina tahaka izao. DH: "Tamin'ny andro nandresen'ireo Israelita ny tafik'i Jabina Mpanjaka"
# Debora
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4
# Baraka ... Abinoama
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo.
# rehefa manolo-tena am-pifaliana ho amin'ny ady ny vahoaka
"rehefa manaiky hiatrika ady ireo lehilahy"