plt_tn/jdg/05/01.md

422 B

Tamin'izany andro izany

Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo azavaina tahaka izao. DH: "Tamin'ny andro nandresen'ireo Israelita ny tafik'i Jabina Mpanjaka"

Debora

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4

Baraka ... Abinoama

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo.

rehefa manolo-tena am-pifaliana ho amin'ny ady ny vahoaka

"rehefa manaiky hiatrika ady ireo lehilahy"