# Tamin'izany andro izany Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo azavaina tahaka izao. DH: "Tamin'ny andro nandresen'ireo Israelita ny tafik'i Jabina Mpanjaka" # Debora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:4 # Baraka ... Abinoama Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 ireo anarana ireo. # rehefa manolo-tena am-pifaliana ho amin'ny ady ny vahoaka "rehefa manaiky hiatrika ady ireo lehilahy"