plt_tn/jdg/04/15.md

20 lines
694 B
Markdown

# Nampifanjevon'i Yaveh ireo tafik'i Sisera
"Nataon'i Yaveh izay tsy ahafahan'i Sisera mihevitra mazava" na "Nakorontan'i Yaveh ny sain'ny tafik'i Sisera"
# ireo kalesiny rehetra
"kalesy" eto dia ireo miaramila mitaingina kalesy.
# nenjehin'i Baraka
Eto ny hoe "Baraka" dia ireo tafika. DH: "nanenjehin'i Baraka sy ireo miaramilany"
# Haroseta
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.
# ny tafik'i Sisera manontolo dia novonoina tamin'ny lelan-tsabatra
"sabatra" eto dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa izay fampiazan'ireo miaramila amin'ny ady. Azo adika ihany koa hoe DH: "Novoin'i Baraka sy ireo miaramilany tamin'ny sabatr'izy ireo ny tafik'i Sisera manontolo"