plt_tn/jdg/04/15.md

694 B

Nampifanjevon'i Yaveh ireo tafik'i Sisera

"Nataon'i Yaveh izay tsy ahafahan'i Sisera mihevitra mazava" na "Nakorontan'i Yaveh ny sain'ny tafik'i Sisera"

ireo kalesiny rehetra

"kalesy" eto dia ireo miaramila mitaingina kalesy.

nenjehin'i Baraka

Eto ny hoe "Baraka" dia ireo tafika. DH: "nanenjehin'i Baraka sy ireo miaramilany"

Haroseta

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany.

ny tafik'i Sisera manontolo dia novonoina tamin'ny lelan-tsabatra

"sabatra" eto dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa izay fampiazan'ireo miaramila amin'ny ady. Azo adika ihany koa hoe DH: "Novoin'i Baraka sy ireo miaramilany tamin'ny sabatr'izy ireo ny tafik'i Sisera manontolo"