# Nampifanjevon'i Yaveh ireo tafik'i Sisera "Nataon'i Yaveh izay tsy ahafahan'i Sisera mihevitra mazava" na "Nakorontan'i Yaveh ny sain'ny tafik'i Sisera" # ireo kalesiny rehetra "kalesy" eto dia ireo miaramila mitaingina kalesy. # nenjehin'i Baraka Eto ny hoe "Baraka" dia ireo tafika. DH: "nanenjehin'i Baraka sy ireo miaramilany" # Haroseta Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany. # ny tafik'i Sisera manontolo dia novonoina tamin'ny lelan-tsabatra "sabatra" eto dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa izay fampiazan'ireo miaramila amin'ny ady. Azo adika ihany koa hoe DH: "Novoin'i Baraka sy ireo miaramilany tamin'ny sabatr'izy ireo ny tafik'i Sisera manontolo"