plt_tn/jdg/04/14.md

12 lines
465 B
Markdown

# nanomezan'i Yaveh fandresena anareo
Satria azon'i Debora antoka ny fandresena, ny firesany dia tahaka ny hoe efa nandresy tamin'ny ady sahady i Baraka. DH: "Hanome fandresena anareo i Yaveh"
# Moa ve tsy mitarika anareo i Yaveh?
Nametraka izany fanontaniana izany i Debora mba hampatsiahy an'i Baraka fa miady eo anilan'i Yaeh izy ireo. DH: "Tsarovy, fa mitarika anareo i Yaveh."
# niaraka tamin'ireo lehilahy iray alina
"niaraka tamin'ireo lehilahy 10.000"